Alahady 28 Octobra 2007 - Alahadin'ny REFORMASIONA

TorIteny...

 

 Mama Christine? Endrika tsy misy vina ho antsika Fifohazana na ny eto an-toerana na  ny any an-tanindrazana.

Indro ary ho lazainy amin-tsika ny momba ny  fivahinianany tany an-danitra ,  ireo fahagagana  nitranga teo amin'ny fiainany , ary ny asa fanasitranana nataony.



Fantatrao ve RASALAMA Maritiora ?

Ny 14 aogositra 1837, izany hoe feno 170 taona izay, no nandefonana an-dRasalama, martiora malagasy voalohany (1), tao Ambohipotsy, eo andafiatsimon’ny Rovan’i Manjakamiadana. (TOHINY)


         

 PASKA - Famonjena ho antsika .

Mihainoa finaritra ary !



 

DIAKONA.

Manazava ny momba izany ny Pasteur Jacky Randriambololona.

                                   Ireo "DIAKONA"....


 

Fantatrao ve ny Pasteur Jean RAVALITERA ? Filoha Sinodalin'ny Fiangonana Protestanta Malagasy  aty an-dafy (Fpma) . Koa henoy ary fa mahaliana tokoa.                                         

                                                                         

                                          Pasteur Ravalitera...                                  

        

 

   

Ny Mpitandrina Jacky RANDRIAMBOLOLONA  dia    mitondra ny teny Soa sy Fampianarana  mba ho vatsim-panahy hampitoetra antsika ao amin' i Kristy . Koa dia mihainoa finaritra ary !

HAFATRA

SALAMO 1

NY HERIN'NY VAVAKA

NY FINOANA NANDRESEN' I  JESOSY KRISTY

   

Indro ary atolotra anao an-tsary ny Fizarana manontolo tamin'ny dinidinika natao niaraka tamin'i Pasteur  Jean Roussel RAKOTOMANANA izay Mpitandrina ao amin'ny Fiangonana FJKM Atsimon' Imahamasina - Antananarivo , ary koa Filoha lefitry ny Sampana Lehilahy Kristiana Foibe Madagasikara.

Marihina fa Andriamatoa Marc RAVALOMANANA ny filoham-boninahitry ny SLK Foibe Madagasikara. 

DINIDINIKA MITONDRA AIM-PANAHY - Fizarana voalohany

DINIDINIKA MAHASOA - Fizarana faharoa

DINIDINIKA  HO FAMPIANARANA - Fizarana fahatelo

Teny famaranana - Ny andraikitry ny vehivavy

 

 

  

 


 



Mibanjina an'i Jesoa aho

Mandeha eo ambonin'ny Tenin'Atra aho.


Mifankahazatra amin'ny Fanahy masina aho


.

Mihazakazaka tsy mety reraka aho.

Ny laharam-pahamehana


 

 FANTATRAO VE NY ATAO HOE FIFOHAZANA ?

Raha ara-drafitra dia Sampana mitovy amin'ny Sampana rehetra eo amin'ny Fiangonana ny Fifohazana. Ny tsy azo lavina anefa dia fisehon-javatra (évènement) anankiray maningana anatin’ny tantaran’ny Fiangonana tao Madagasikara ny Fifohazana....

(...TOHINY)

                     

  

RANAVALONA II (Ramoma)

Nanjaka tao Madagasikara ny 2 aprily 1868 ka hatramin’ny 13 jolay 1883.

Ranavalona I (Imavo), no tena be mpahalala noho izy nanjaka lava indrindra (33 taona, 1828 – 1861) ary sarotiny tokoa tamin’ny fanjakana nentiny. Anisan’izany ny fandroahana vahiny (ankoatran’Atoa Jean Laborde) sy ny fanenjehana nataony tamin’ny malagasy nanandratra ny fivavahana kristiana nanomboka ny taona 1835....( TOHINY)