Alahady 27 Mey 2007-Toriteny Pentekosta |
| "Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny , ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy". (Romana 10 : 17) TORI-TENY- ALAHADY 18 MARSA 2007 Testamenta taloha: Josoa 5 : 10-12 /Epistily : II Korontiana 5:17-21 "Koa raha misy olona ao amin'ny Kristy; dia olom-baovao izy,efa lasa ny zavatra taloha". /Epistily :Lioka 15:1-3 sy 11-32 Ny nanirahan'Andriamanitra an'i Jona hankany Ninive, sy ny nandosirany, ary ny nanjo azy noho izany. Isika dia efa nofidin'Andriamanitra amin'ny androntsika rehetra hitory ny filazantsara sy hanao ny asan'Andriamanitra. Misy anefa ireo izay mandà izany antson'Andriamanitra izany.Mandà ny hanantanteraka ny Asan'Andriamanitara ... |